plt_tq/sng/02/16.md

555 B

Ho an'iza ny malalan'ilay vehivavy?

Azy ny malalany.

Ho an'iza ilay vehivavy?

An'ny malalany izy.

Inona no nataon'ny malalany teo amin'ireo lilia?

Mihinana eny amin'ireo lilia amin-kafaliana izy.

Inona no tiany hataon'ny malalany?

Tiany handeha ny malalany.

Oviana no tiany handehanan'ny malalany?

Tiany handeha alohan'ny rivotra malefaka mitsoka amin'ny mangiran-dratsy sy ireo aloka miserana ny malalany.

Inona no tiany ho tahaka azy?

Tiany ho tahaka ny gazela na diera mbola tanora eo amin'ireo tendrombohitra mikitoantoana izy.