plt_tq/sng/02/14.md

8 lines
210 B
Markdown

# Inona no niantsoan'ny malalany azy?
Miantso ny malalany hoe voromailalany izy.
# Inona no tian'ny malalany ho hita sy ho re?
Te hahita ny endrika maha-te ho tiany ary handre ny feony malefaka ny malalany.