plt_tq/sng/02/14.md

210 B

Inona no niantsoan'ny malalany azy?

Miantso ny malalany hoe voromailalany izy.

Inona no tian'ny malalany ho hita sy ho re?

Te hahita ny endrika maha-te ho tiany ary handre ny feony malefaka ny malalany.