plt_tq/sng/02/01.md

329 B

Ahoana no nanoritsoritan'ilay vehivavy ny tenany?

Nanoritsoritra ny tenany tahaka ny voninkazo eny amin'ny lemaka fotsiny ihany, tahaka ny lilia eny amin'ny lohasaha ihany izy.

Inona no lazain'ilay lehilahy fa tahaka azy eo amin'ireo zanaka vavin'ireo olon'ny tanànany?

Lazainy fa tahaka ny lilia eo amin'ireo tsilo izy.