plt_tq/sng/02/01.md

8 lines
329 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no nanoritsoritan'ilay vehivavy ny tenany?
Nanoritsoritra ny tenany tahaka ny voninkazo eny amin'ny lemaka fotsiny ihany, tahaka ny lilia eny amin'ny lohasaha ihany izy.
# Inona no lazain'ilay lehilahy fa tahaka azy eo amin'ireo zanaka vavin'ireo olon'ny tanànany?
Lazainy fa tahaka ny lilia eo amin'ireo tsilo izy.