plt_tq/sng/01/12.md

12 lines
389 B
Markdown

# Taiza ny no nandrian'ny mpanjaka raha mbola niresaka tamin'ny tenany ravehivavy?
Nandry teo am-pandriany ny mpanjaka raha mbola niresaka tamin'ny tenany ravehivavy.
# Aiza no andanian'ny malalany ny alina?
Mandany ny alina mandry eo an-tratrany ny malalany.
# Amin'ny inona no ampitovian'ilay tovovavy ny malalany?
Toy ny vonin'ny kofera eo an-tanim-boalobok'i En-jedy ny malalany.