plt_tq/sng/01/12.md

389 B

Taiza ny no nandrian'ny mpanjaka raha mbola niresaka tamin'ny tenany ravehivavy?

Nandry teo am-pandriany ny mpanjaka raha mbola niresaka tamin'ny tenany ravehivavy.

Aiza no andanian'ny malalany ny alina?

Mandany ny alina mandry eo an-tratrany ny malalany.

Amin'ny inona no ampitovian'ilay tovovavy ny malalany?

Toy ny vonin'ny kofera eo an-tanim-boalobok'i En-jedy ny malalany.