plt_tq/sng/01/05.md

470 B

Ahoana ny nanoritsoritan'ilay tovovavy ny hodiny?

Manoritsoritra ny hodiny ho mivalomainty saingy maha-te ho tia tahaka ireo lain'i Kedara, tahaka ireo lamban'i Solomona ilay tovovavy.

Nahoana no tsy tiany hibanjina azy ireo vehivavy hafa?

Tsy tiany hibanjina azy ireo vehivavy hafa satria mivalomainty ny hodiny.

Inona no nataon'ireo anadahin'ilay vehivavy rehefa tezitra taminy izy ireo?

Nataon'ireo anadahin'ilay vehivavy mpiambina ny tanim-boaloboka izy.