plt_tq/sng/01/05.md

12 lines
470 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana ny nanoritsoritan'ilay tovovavy ny hodiny?
Manoritsoritra ny hodiny ho mivalomainty saingy maha-te ho tia tahaka ireo lain'i Kedara, tahaka ireo lamban'i Solomona ilay tovovavy.
# Nahoana no tsy tiany hibanjina azy ireo vehivavy hafa?
Tsy tiany hibanjina azy ireo vehivavy hafa satria mivalomainty ny hodiny.
# Inona no nataon'ireo anadahin'ilay vehivavy rehefa tezitra taminy izy ireo?
Nataon'ireo anadahin'ilay vehivavy mpiambina ny tanim-boaloboka izy.