plt_tq/rut/04/16.md

12 lines
222 B
Markdown

# Inona no fifandraisan'i Naomy tamin'ny zanaka lahin'i Rota?
Lasa mpiambiny i Naomy.
# Iza no anaran'ny zanaka lahin'i Rota?
Obeda no anarany.
# Ray sy raibe an'iza i Obeda?
Obeda no rain'i Jese ary raiben'i Davida.