# Inona no fifandraisan'i Naomy tamin'ny zanaka lahin'i Rota? Lasa mpiambiny i Naomy. # Iza no anaran'ny zanaka lahin'i Rota? Obeda no anarany. # Ray sy raibe an'iza i Obeda? Obeda no rain'i Jese ary raiben'i Davida.