plt_tq/rut/02/19.md

16 lines
525 B
Markdown

# Oviana i Naomy no nahita ilay vary be izay nentin'i Rota niverina, dia inona no fanontaniana napetrany tamin'i Rota?
Nanontany izy hoe: "Taiza ianao no nanangona androany?"
# Inona no fifandraisana teo amin'ny fahafatesan'ny vadin'i Naomy sy Boaza?
Izy ireo mpihavana akaiky.
# Inona no nirian'i Naomy an'i Boaza raha vao reny fa i Boaza dia nanampy an'i Rota?
Hoy izy: "Ho tahian'i Yaveh anie izy"
# Tamin'iza Naomy no nilaza ireo zavatra tsara izay mitranga aminy amin'izao?
Izy dia nilaza azy ireo tamin'i Yaveh.