# Oviana i Naomy no nahita ilay vary be izay nentin'i Rota niverina, dia inona no fanontaniana napetrany tamin'i Rota? Nanontany izy hoe: "Taiza ianao no nanangona androany?" # Inona no fifandraisana teo amin'ny fahafatesan'ny vadin'i Naomy sy Boaza? Izy ireo mpihavana akaiky. # Inona no nirian'i Naomy an'i Boaza raha vao reny fa i Boaza dia nanampy an'i Rota? Hoy izy: "Ho tahian'i Yaveh anie izy" # Tamin'iza Naomy no nilaza ireo zavatra tsara izay mitranga aminy amin'izao? Izy dia nilaza azy ireo tamin'i Yaveh.