plt_tq/rom/14/03.md

8 lines
416 B
Markdown

# Inona no tokony toetra hananan'ireo mpino izay samihafa ny hohaniny manoloana ny tsirairay?
Ireo mpino mihinana hanina samihafa dia tsy tokony hanamavo na hitsara ny tsirairary.
# Inona no azon'ilay iray izay mihinana ny zava-drehetra sy ilay iray izay tsy mihinana afa-tsy legioma ihany?
Andriamanitra dia nandray ilay iray izay mihinana ny zava-drehetra sy ilay iray izay tsy mihinana afa-tsy legioma ihany.