# Inona no tokony toetra hananan'ireo mpino izay samihafa ny hohaniny manoloana ny tsirairay? Ireo mpino mihinana hanina samihafa dia tsy tokony hanamavo na hitsara ny tsirairary. # Inona no azon'ilay iray izay mihinana ny zava-drehetra sy ilay iray izay tsy mihinana afa-tsy legioma ihany? Andriamanitra dia nandray ilay iray izay mihinana ny zava-drehetra sy ilay iray izay tsy mihinana afa-tsy legioma ihany.