plt_tq/rom/13/03.md

8 lines
389 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Paoly tamin'ireo mpino fa tokony hatao mba tsy hatahotra ny hanapaka ny fahefana izy ireo?
Nilaza i Paoly fa tokony manao izay tsara ny mpino mba tsy hatahotra ny hanapaka ny fahefana.
# Inona no fahefana nomen'Andriamanitra ireo mpanapaka hanafoanana ny ratsy?
Nanome fahefana ny hitondran'ireo mpanapaka sabatra Andriamanitra ary hanasazy ireo izay manao ratsy.