# Inona no nolazain'i Paoly tamin'ireo mpino fa tokony hatao mba tsy hatahotra ny hanapaka ny fahefana izy ireo? Nilaza i Paoly fa tokony manao izay tsara ny mpino mba tsy hatahotra ny hanapaka ny fahefana. # Inona no fahefana nomen'Andriamanitra ireo mpanapaka hanafoanana ny ratsy? Nanome fahefana ny hitondran'ireo mpanapaka sabatra Andriamanitra ary hanasazy ireo izay manao ratsy.