plt_tq/rom/08/20.md

8 lines
304 B
Markdown

# Amin'izao fotoana izao, ao ambanin'ny fanandevozana inona ny fahariana?
Amin'izao fotoana izao, ny fahariana dia ambanin'ny fanandevozan'ny fahalòvana.
# Avy amin'ny inona no nanolorana ny fahariana?
Ny fahariana dia natolotra tany amin'ny fahafahana ny amin'ny voninahitry ny zanak'Andriamanitra