# Amin'izao fotoana izao, ao ambanin'ny fanandevozana inona ny fahariana? Amin'izao fotoana izao, ny fahariana dia ambanin'ny fanandevozan'ny fahalòvana. # Avy amin'ny inona no nanolorana ny fahariana? Ny fahariana dia natolotra tany amin'ny fahafahana ny amin'ny voninahitry ny zanak'Andriamanitra