plt_tq/rom/06/22.md

12 lines
344 B
Markdown

# Inona no tanjona hananan'ireo mpanompon'Andriamanitra ny vokatr'izy ireo?
Ny mpanompon'Andriamanitra dia manana ny vokatry ny fiainana mandrakizay.
# Inona avy ny tambin'ny ota?
Ny tambin'ny ota dia fahafatesana.
# Inona ny fanomezana maimaim-poana an'Andriamanitra?
Ny fiainana mandrakizay no fanomezana maimaim-poana an'Andriamanitra.