# Inona no tanjona hananan'ireo mpanompon'Andriamanitra ny vokatr'izy ireo? Ny mpanompon'Andriamanitra dia manana ny vokatry ny fiainana mandrakizay. # Inona avy ny tambin'ny ota? Ny tambin'ny ota dia fahafatesana. # Inona ny fanomezana maimaim-poana an'Andriamanitra? Ny fiainana mandrakizay no fanomezana maimaim-poana an'Andriamanitra.