plt_tq/rom/06/15.md

8 lines
358 B
Markdown

# Inona no vokatra farany ho an'ny olona manao ny tenany ho mpanompon'ny fahotana?
Ny vokatra faran'izany dia mitarika ny fahafatesan'ny mpanompon'ny fahotan'ny olona.
# Inona no vokatra farany ho an'ny olona manao ny tenany ho mpanompon'Andriamanitra?
Ny vokatra farany ho an'ny olona izay manao ny tenany ho mpanompon'Andriamanitra dia ny fahamarinana.