# Inona no vokatra farany ho an'ny olona manao ny tenany ho mpanompon'ny fahotana? Ny vokatra faran'izany dia mitarika ny fahafatesan'ny mpanompon'ny fahotan'ny olona. # Inona no vokatra farany ho an'ny olona manao ny tenany ho mpanompon'Andriamanitra? Ny vokatra farany ho an'ny olona izay manao ny tenany ho mpanompon'Andriamanitra dia ny fahamarinana.