plt_tq/rom/06/10.md

12 lines
368 B
Markdown

# Impiry i Kristy no maty tamin'ny fahotana, ary impiry maty ho an'ireo olona Izy?
Maty indray mandeha ho an'ny rehetra Izy.
# Inona no tokony hiheveran'ny mpino ny tenany mikasika ny fahotana?
Tokony hihevitra ny tenany ho efa maty mba hanota ny mpino.
# Ho an'iza no hiainan'ny mpino iray amin'ny fiainany?
Miaina ny fiainany ho an'Andriamanitra ny mpino iray.