# Impiry i Kristy no maty tamin'ny fahotana, ary impiry maty ho an'ireo olona Izy? Maty indray mandeha ho an'ny rehetra Izy. # Inona no tokony hiheveran'ny mpino ny tenany mikasika ny fahotana? Tokony hihevitra ny tenany ho efa maty mba hanota ny mpino. # Ho an'iza no hiainan'ny mpino iray amin'ny fiainany? Miaina ny fiainany ho an'Andriamanitra ny mpino iray.