plt_tq/rom/04/18.md

8 lines
495 B
Markdown

# Inona no zava-nitranga ivelany nanahirana an'i Abrahama ny hino ny fampanantenan'Andriamanitra fa ho tonga rain'ny firenena maro izy?
Rehefa nanao ny fampanantenana tamin'i Abrahama Andriamanitra, dia efa zato taona teo i Abrahama ary ny kibon'i Saraha dia tsy afaka ny hitondra vohoka intsony.
# Ahoana ny fomba namalin'i Abrahama ny fampanantenan'Andriamanitra na tamin'ireny zava-nitranga ivelany ireny aza?
Nahatoky an'Andriamanitra i Abrahama ary tsy nisalasala tamin'ny tsy finoana.