# Inona no zava-nitranga ivelany nanahirana an'i Abrahama ny hino ny fampanantenan'Andriamanitra fa ho tonga rain'ny firenena maro izy? Rehefa nanao ny fampanantenana tamin'i Abrahama Andriamanitra, dia efa zato taona teo i Abrahama ary ny kibon'i Saraha dia tsy afaka ny hitondra vohoka intsony. # Ahoana ny fomba namalin'i Abrahama ny fampanantenan'Andriamanitra na tamin'ireny zava-nitranga ivelany ireny aza? Nahatoky an'Andriamanitra i Abrahama ary tsy nisalasala tamin'ny tsy finoana.