plt_tq/rom/04/01.md

8 lines
302 B
Markdown

# Inona no antony nireharehan'i Abrahama?
Nanana antony hireharehana i Abrahama raha nohamarinina tamin'ny asa izy.
# Inona no nolazain'ny soratra masina momban'ny fomba nanamarinana an'i Abrahama?
Nilaza ny soratra masina fa i Abrahama dia nino an'Andriamanitra, ary nisaina ho fahamarinany izany.