# Inona no antony nireharehan'i Abrahama? Nanana antony hireharehana i Abrahama raha nohamarinina tamin'ny asa izy. # Inona no nolazain'ny soratra masina momban'ny fomba nanamarinana an'i Abrahama? Nilaza ny soratra masina fa i Abrahama dia nino an'Andriamanitra, ary nisaina ho fahamarinany izany.