plt_tq/rom/02/28.md

8 lines
265 B
Markdown

# Iza no nolazain'i Paoly Jiosy ho marina?
Nilaza i Paoly fa ny Jiosy marina dia Jiosy ao anaty, miaraka amin'ny famorana izay an'ny fo.
# Avy amin'ny iza no handraisan'ny Jiosy marina ny fiderana?
Ny Jiosy marina dia mandray ny fiderana avy amin'Andriamanitra.