# Iza no nolazain'i Paoly Jiosy ho marina? Nilaza i Paoly fa ny Jiosy marina dia Jiosy ao anaty, miaraka amin'ny famorana izay an'ny fo. # Avy amin'ny iza no handraisan'ny Jiosy marina ny fiderana? Ny Jiosy marina dia mandray ny fiderana avy amin'Andriamanitra.