plt_tq/rom/01/16.md

8 lines
314 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Paoly fa filazantsara?
Nilaza i Paoly fa ny filazantsara dia herin'Andriamanitra ho famonjena ho an'ny olona rehetra mino.
# Inona no soratra masina nambaran'i Paoly mikasika ny fomba fiainan'ilay marina?
Nanambara ny soratra masina i Paoly hoe: "Ny marina dia ho velona amin'ny finoana."