# Inona no nolazain'i Paoly fa filazantsara? Nilaza i Paoly fa ny filazantsara dia herin'Andriamanitra ho famonjena ho an'ny olona rehetra mino. # Inona no soratra masina nambaran'i Paoly mikasika ny fomba fiainan'ilay marina? Nanambara ny soratra masina i Paoly hoe: "Ny marina dia ho velona amin'ny finoana."