plt_tq/rev/21/03.md

8 lines
307 B
Markdown

# Aiza no toerana nolazain'ilay feo avy eo amin'ny seza fiandrianana fa hitoeran'Andriamanitra ankehitriny?
Nilaza Ilay feo fa Andriamanitra dia hitoetra hiaraka amin'ny olombelona ankehitriny.
# Inona no foana ankehitriny?
Ny fahafatesana, ny alahelo, ny fitomaniana, ary ny fanaintainana dia ho foana.