# Aiza no toerana nolazain'ilay feo avy eo amin'ny seza fiandrianana fa hitoeran'Andriamanitra ankehitriny? Nilaza Ilay feo fa Andriamanitra dia hitoetra hiaraka amin'ny olombelona ankehitriny. # Inona no foana ankehitriny? Ny fahafatesana, ny alahelo, ny fitomaniana, ary ny fanaintainana dia ho foana.