plt_tq/rev/18/18.md

8 lines
394 B
Markdown

# Inona no fanontaniana napetraky ny kapitenin-tsambo momba an'i Babylona?
Ny kapitenin-tsambo nanontany hoe: "Inona no tanàna tahaka ilay tanàna lehibe?
# Inona no nolazaina ho ataon'ireo olomasina, ireo apostoly, ary ireo mpaminany rehefa notsarain'Andriamanitra i Babylona?
Ireo olomasina, ireo apostoly, ary ireo mpaminany dia nasaina nifaly rehefa notsarain'Andriamanitra i Babylona.