# Inona no fanontaniana napetraky ny kapitenin-tsambo momba an'i Babylona? Ny kapitenin-tsambo nanontany hoe: "Inona no tanàna tahaka ilay tanàna lehibe? # Inona no nolazaina ho ataon'ireo olomasina, ireo apostoly, ary ireo mpaminany rehefa notsarain'Andriamanitra i Babylona? Ireo olomasina, ireo apostoly, ary ireo mpaminany dia nasaina nifaly rehefa notsarain'Andriamanitra i Babylona.