plt_tq/rev/18/07.md

4 lines
177 B
Markdown

# Inona no loza nahazo an'i Babylona nandritra ny andro iray?
Fahafatesana, fitomaniana, ary mosary no nihatra tamin'i Babylona nandritra ny andro iray ary nodoran'ny afo izy.