# Inona no loza nahazo an'i Babylona nandritra ny andro iray? Fahafatesana, fitomaniana, ary mosary no nihatra tamin'i Babylona nandritra ny andro iray ary nodoran'ny afo izy.