plt_tq/rev/14/19.md

8 lines
313 B
Markdown

# Inona no nataon'ilay anjely tamin'ny fijinjany?
Nanangona ny vokatry ny voaloboky ny tany sy nanipy izany tao anaty famiazam-boaloboka lehiben'ny fahatezeran'Andriamanitra izy.
# Inona no niseho tamin'ny famiazam-boalobok'Andriamanitra?
Nitsahina ny famiazam-boaloboka ary niraraka avy ao amin'izany ny rà.