# Inona no nataon'ilay anjely tamin'ny fijinjany? Nanangona ny vokatry ny voaloboky ny tany sy nanipy izany tao anaty famiazam-boaloboka lehiben'ny fahatezeran'Andriamanitra izy. # Inona no niseho tamin'ny famiazam-boalobok'Andriamanitra? Nitsahina ny famiazam-boaloboka ary niraraka avy ao amin'izany ny rĂ .