plt_tq/rev/13/07.md

248 B

Navela hanao inona amin'ny olona masina ilay bibidia?

Navela hiady amin'ny olona masina sy handresy azy ireo ilay bibidia.

Iza no tsy hidera ilay bibidia?

Tsy hidera ilay bibidia ireo izay voasoratra ao amin'ny bokin'ny fiainana ny anarany.