plt_tq/rev/13/07.md

8 lines
248 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Navela hanao inona amin'ny olona masina ilay bibidia?
Navela hiady amin'ny olona masina sy handresy azy ireo ilay bibidia.
# Iza no tsy hidera ilay bibidia?
Tsy hidera ilay bibidia ireo izay voasoratra ao amin'ny bokin'ny fiainana ny anarany.