plt_tq/rev/12/15.md

4 lines
213 B
Markdown

# Rehefa tsy nahavita nifaoka ilay vehivavy ilay dragona, dia inona no nataony?
Nandeha niady tamin'ireo izay mankato ny didin'Andriamanitra sy ireo izay mitàna ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy izy.