# Rehefa tsy nahavita nifaoka ilay vehivavy ilay dragona, dia inona no nataony? Nandeha niady tamin'ireo izay mankato ny didin'Andriamanitra sy ireo izay mitàna ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy izy.