forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
489 B
Markdown
12 lines
489 B
Markdown
# Famantarana lehibe hafa inona ihany koa no hita teny amin'ny lanitra?
|
|
|
|
Teny amin'ny lanitra dia nahitana dragona mena goavam-be izay nanana loha fito sy tandroka fito, ary nisy satro-boninahitra fito teo amin'ireo lohany.
|
|
|
|
# Inona no nataon'ilay dragona tamin'ny rambony?
|
|
|
|
Nifaoka ny ampahatelon'ny kintana teny amin'ny lanitra tamin'ny rambony izy ary nanipy azy ireo teny amin'ny tany.
|
|
|
|
# Inona no tian'ilay dragona ho atao?
|
|
|
|
Ilay dragona dia naniry handrapaka ny zanak'ilay vehivavy.
|