plt_tq/rev/09/10.md

8 lines
278 B
Markdown

# Iza no mpanjakan'ireo valala?
Abadona no mpanjakan'ireo valala, na ilay anjelin'ny lavaka tsy hita noanoa amin'ny teny Grika, sy Apolyona.
# Inona no niseho taorian'ny nitsofana ny trompetra fahadimy?
Ny loza voalohany no niseho taorian'ny nitsofana ny trompetra fahadimy.