# Iza no mpanjakan'ireo valala? Abadona no mpanjakan'ireo valala, na ilay anjelin'ny lavaka tsy hita noanoa amin'ny teny Grika, sy Apolyona. # Inona no niseho taorian'ny nitsofana ny trompetra fahadimy? Ny loza voalohany no niseho taorian'ny nitsofana ny trompetra fahadimy.