plt_tq/rev/06/09.md

12 lines
482 B
Markdown

# Inona no hitan'i Paoly rehefa nisokatra ny tombon-kase fahadimy?
Jaona nahita ny fanahin'ireo izay novonoina nohon'ny tenin'Andriamanitra.
# Inona no tian'ireo fanahy eo ambany alitara ho fantatra avy amin'Andriamanitra?
Ireo fanahy dia te-hahafantatra hoe hafiriana Andriamanitra no namaly faty ny ràn'izy ireo.
# Hafiriana ireo fanahy no nolazaina fa tokony hiandry?
Ireo fanahy dia nolazaina fa tokony hiandry mandra-pahafeno ny isan'ireo namana mpanompo izay novonoina.