# Inona no hitan'i Paoly rehefa nisokatra ny tombon-kase fahadimy? Jaona nahita ny fanahin'ireo izay novonoina nohon'ny tenin'Andriamanitra. # Inona no tian'ireo fanahy eo ambany alitara ho fantatra avy amin'Andriamanitra? Ireo fanahy dia te-hahafantatra hoe hafiriana Andriamanitra no namaly faty ny ràn'izy ireo. # Hafiriana ireo fanahy no nolazaina fa tokony hiandry? Ireo fanahy dia nolazaina fa tokony hiandry mandra-pahafeno ny isan'ireo namana mpanompo izay novonoina.